Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 2:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Raha nandalo i Jesoa, dia nahita an’i Levỳ zanakalahin’i Halfeo nipetraka teo amin’ny birao famorian-ketra ary hoy i Jesoa taminy: –Avia hiaraka amiko! Dia nitsangana i Levỳ ka nandeha niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Teny am-pandehanana Izy dia nahita an’i Levy, zanak’i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; koa hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Raha nandalo i Jesoa, dia nahita an’i Levỳ zanakalahin’i Halfeo nipetraka teo amin’ny birao famorian-ketra ary hoy i Jesoa taminy: –Avia hiaraka amiko! Dia nitsangana i Levỳ ka nandeha niaraka taminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Raha nandalo Izy, dia nahita an’i Levi zanak’i Alfe nipetraka tao amin’ny fandraisana hetra, ka nanao taminy hoe: «Andeha hanaraka Ahy.» Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary nony nandalo Izy, dia nahita an’i Levy, zanak’i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary nony nandalo Izy, dia nahita an'i Levy, zanak'i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; ka hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Teny am-pandehanana Izy dia nahita an’i Levy, zanak’i Alfeo, nipetraka teo am-pamorian-ketra; koa hoy Izy taminy: Manaraha Ahy. Dia nitsangana izy ka nanaraka Azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 2:14
9 Rohy Ifampitohizana  

Fa hoy i Jesoa taminy: –Andao hiaraka amiko; avelao izy samy maty no hifandevina!


Ary raha nisakafo tao an-tranon’i Levỳ i Jesoa, dia maro ny mpamory hetra sy ny mpanota no tonga niara-nihinana tamin’Izy sy ny mpianany; fa maro ireo karazan’olona ireo no fatra-panaraka Azy.


i Andrea, i Filipo, i Bartôlômeo, i Matio, i Tômà, i Jakôba zanak’i Halfeo, i Tadeo, i Simôna Kananeanina,


i Matio, i Tômà, i Jakôba zanak’i Halfeo, i Simôna atao hoe Zelôta,


Ka nony tonga tao an-tanàna izy ireo, dia niakatra tao amin’ny efitrano ambony rihana fitoerany: dia i Petera, i Jôhany, i Jakôba, i Andrea, i Filipo, i Tômà, i Bartôlômeo, i Matio, i Jakôba zanakalahin’i Halfeo, i Simôna Zelôta ary i Jodasy zanakalahin’i Jakôba.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra