Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 16:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Fa mandehana lazao amin’ny mpianany sy amin’i Petera hoe: «Mialoha lalana anareo any Galilea, hono, Izy; any no hahitanareo Azy, araka ny voalazany taminareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Koa mandehana ianareo dia lazao amin’ny mpianany sy i Petera fa mialoha anareo any Galilia Izy. Any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Fa mandehana lazao amin’ny mpianany sy amin’i Petera hoe: «Mialoha lalana anareo any Galilea, hono, Izy; any no hahitanareo Azy, araka ny voalazany taminareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Fa mandehana lazao amin’ny mpianany sy amin’i Piera fa hialoha anareo any Galilea Izy, ka any no hahitanareo Azy araka ny efa voalazany taminareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Fa mandehana, lazao amin’ny mpianany sy Petera fa mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Fa mandehana, lazao amin'ny mpianany sy Petera fa mialoha anareo ho any Galilia Izy; any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Koa mandehana ianareo dia lazao amin’ny mpianany sy i Petera fa mialoha anareo any Galilia Izy. Any no hahitanareo Azy, araka izay nolazainy taminareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 16:7
12 Rohy Ifampitohizana  

Fa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea.


Tamin’izay dia hoy i Jesoa taminy: –Aoka izay ny tahotra! Ndeha ampandreneso ireo mpianatro izay rahalahiko, ary asaovy mankany Galilea fa any no hahitany Ahy.


Ndeha haingana lazao amin’ny mpianany hoe: «Efa nitsangana velona avy tany amin’ny maty Izy, ary indro mialoha anareo any Galilea, ka any no hahitanareo Azy.» Izany àry, fa efa nilazako ianareo.


Kanefa rehefa tafatsangana velona Aho, dia hialoha anareo any Galilea.


Dia nandao an’i Jesoa ny mpianatra rehetra ka nandositra.


Dia nivoaka ny fasana izy telo vavy, ka lasa nandositra niala teo fa tora-kovitra sady talanjona; nefa tsy nilaza na inona na inona tamin’olona, satria natahotra. [


Tamin’izany, dia niseho tamin’ny mpianany indray i Jesoa teo amoron’ny farihin’i Tiberiada, ary toy izao no nisehoany.


Mandritra ny andro maro, dia niseho tamin’ireo niara-niakatra taminy avy tany Galilea ho any Jerosalema i Jesoa, ka ireo ankehitriny no vavolombelona manambara Azy amin’ny vahoaka Israely.


ary niseho tamin’i Petera, vao tamin’ny 12 lahy.


ka dia aleo mamela heloka sy mankahery azy kosa ianareo, mba tsy hahatonga alahelo tafahoatra hampamoy fo azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra