Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:46 - DIEM PROTESTANTA

46 Dia nividy lamba sarobidy i Jôsefa, ary nampidininy avy teo amin’ny hazofijaliana ny vatan’i Jesoa ka nofonosiny lamba sarobidy ary napetrany tao amin’ny fasana nolavahana tamin’ny vatolampy; dia nanakodiavany vato teo amin’ny vavafasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 Ary nividy lamba hariry madinika i Josefa dia nampidininy ny fatin’i Jesosy ka nofonosiny an’ilay lamba hariry madinika ary napetrany tao amin’ny fasana izay voalavaka tao amin’ny vatolampy, dia nanakodia vato teo amin’ny varavaran’ny fasana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Dia nividy lamba sarobidy i Jôsefa, ary nampidininy avy teo amin’ny hazofijaliana ny vatan’i Jesoa ka nofonosiny lamba sarobidy ary napetrany tao amin’ny fasana nolavahana tamin’ny vatolampy; dia nanakodiavany vato teo amin’ny vavafasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

46 Dia nividy lamba i Josefa, ka nony efa nampidina ny maty dia namono lamba Azy, sy nandevina Azy tamin’ny fasana nolavahana tamin’ny vato, ary nanakodia ny vato tamin’ny varavaram-pasana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 Ary izy nividy hariry madinika, dia nampidininy ny fatin’i Jesosy ka nofonosiny hariry madinika, ary naleviny tao amin’ny fasana, izay nolavahana tamin’ny vatolampy, dia nanakodia vato ho eo amin’ny varavaran’ny fasana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 Ary izy nividy hariry madinika, dia nampidininy ny fatin'i Jesosy ka nofonosiny hariry madinika, ary naleviny tao amin'ny fasana, izay nolavahana tamin'ny vatolampy, dia nanakodia vato ho eo amin'ny varavaran'ny fasana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 Ary nividy lamba hariry madinika i Josefa dia nampidininy ny fatin’i Jesosy ka nofonosiny an’ilay lamba hariry madinika ary napetrany tao amin’ny fasana izay voalavaka tao amin’ny vatolampy, dia nanakodia vato teo amin’ny varavaran’ny fasana izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:46
12 Rohy Ifampitohizana  

–Inona no anao atỳ ary inonao no atỳ, no mampandoaka ny fasana hilevenanao etỳ amin’ny havoana etỳ ianao ary mandavaka ny fonenanao rahatrizay etỳ amin’ny harambato etỳ?


Nokasaina hiray fasana amin’ny olon-dratsy izany Mpanompon’ny Tompo izany; kanefa teo anivon’ny mpanankarena no nandevenana azy, satria tsy nanao ratsy akory izy ary tsy nisy fitaka teo am-bavany.


Ary injay nisy horohorontany mahery vaika, fa nisy anjelin’ny Tompo nidina avy tany an-danitra tonga nanakodia ny vato hidim-pasana ary nipetraka teo amboniny.


Nony reny ny filàzan’ilay kapiteny, dia navelany homena an’i Jôsefa ny faty.


Ary nataon’i Maria avy any Magdalà sy i Maria renin’i Jôsèta tsara jery ny toerana nametrahan’i Jôsefa an’i Jesoa.


Dia nampidinin’i Jôsefa avy teo amin’ny hazofijaliana ny vatan’i Jesoa, nofonosiny lamba sarobidy, ary napetrany tao amin’ny fasana nolavahana tamin’ny vatolampy, mbola tsy nandevenana olona.


Dia niontana indray ny fon’i Jesoa ka nankeo amin’ny fasana Izy. Zohy notampenana vato izany fasana izany.


Dia nesorin’ny olona ny vato. I Jesoa kosa nanandratra ny masony any ambony sady nanao hoe: –Ray ô, misaotra Anao Aho, satria efa nihaino Ahy Ianao.


Ny andro alahady, dia nandeha maraina be mbola maizimaizina i Maria Magdalena hankany amin’ny fasana, ka nahita ny vato efa voaesotra lavitry ny fasana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra