Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Tamin’ny sivy maraina no nanomboana an’i Jesoa tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Ary tamin’ny ora fahatelo no namantsihana Azy tamin’ny Hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary tamin'ny ora fahatelo no nanomboany tamin'ny hazo fijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Tamin’ny ora fahatelo no nanomboany Azy tamin’ny hazofijaliana.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:25
6 Rohy Ifampitohizana  

Hatramin’ny mitataovovonana dia nanomboka rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.


Tamin’ny mitataovovonana, dia rakotra haizina ny faritany manontolo, ka naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany.


Ary tamin’ny telo tolakandro i Jesoa dia niantso tamin’ny feo mahery nanao hoe: –Elôỳ, Elôỳ, lemà sabaktàny? (izany hoe raha adika: «Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia nilaozanao Aho?»)


Tamin’ny mitataovovonana teo ho eo, dia takona ny masoandro ka rakotra haizina ny faritany manontolo ary naharitra hatramin’ny telo tolakandro izany. Nitriatra nizara roa kosa ny efitra lamba tao amin’ny Toeramasina tao an-tempoly.


Andro fiomanana amin’ny Paska tamin’izay, tokony ho tamin’ny mitataovovonana. Ary hoy i Pilato tamin’ny Jiosy: –Indro ny Mpanjakanareo!


Tsy mamo velively araka ny fieritreretanareo akory ireo olona ireo, satria vao amin’ny sivy maraina izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra