Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 15:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Dia nanontany an’i Jesoa i Pilato hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Fa novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Dia nanontany an’i Jesoa i Pilato hoe: –Ianao ve no Mpanjakan’ny Jiosy? Fa novalian’i Jesoa hoe: –Anao izany teny izany!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Ary i Pilaty nanontany Azy hoe: «Ianao va no mpanjakan’ny Jody?» Dia namaly Izy, ka nanao taminy hoe: «Voalazanao.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan’ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary Pilato nanontany Azy hoe: Hianao va no Mpanjakan'ny Jiosy? Ary Izy namaly ka nanao taminy hoe: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Ary nanontany Azy i Pilato hoe: Ianao va no Mpanjakan’ny Jiosy*? Dia namaly azy Izy hoe: Voalazanao.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 15:2
11 Rohy Ifampitohizana  

ka nanontany hoe: –Aiza moa ilay Mpanjakan’ny Jiosy vao teraka? Efa hitanay niposaka tany atsinanana manko ny kintany, koa indreto izahay tonga hiankohoka eo anatrehany.


Ary dia niteny tamin’ny vahoaka indray i Pilato nanao hoe: –Inona àry no tianareo hataoko an’Ilay antsoinareo hoe Mpanjakan’ny Jiosy?


dia noarahabainy Izy hoe: –Arahaba, ry Mpanjakan’ny Jiosy!


Ary ny soratra napetraka hilaza ny nanamelohana Azy dia ny hoe: «Mpanjakan’ny Jiosy».


Ary nisy zavatra maro niampangan’ireo lohandoha-mpisorona Azy;


Fa novalian’i Pilato hoe: –Tianareo ve raha ny Mpanjakan’ny Jiosy no alefako ho anareo?


Izao no anafatrafarako anao eo anatrehan’ilay Andriamanitra fototr’ain’ny zavatra rehetra sy eo anatrehan’i Kristy Jesoa Izay nanambara fiekem-pinoana fatratra nanoloana an’i Pônty Pilato:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra