Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 14:14 - DIEM PROTESTANTA

14 ary ilazao ny tompon’izay trano hidirany hoe: «Izao no tenin’ny Mpampianatra: aiza, hono, izay efitrano hiarahako mihinana ny sakafo Paska amin’ny mpianatro?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Ary lazao amin’ny tompon’ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain’ny Mpampianatra: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paska amin’ny mpianatro?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 ary ilazao ny tompon’izay trano hidirany hoe: «Izao no tenin’ny Mpampianatra: aiza, hono, izay efitrano hiarahako mihinana ny sakafo Paska amin’ny mpianatro?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Dia lazao amin’ny tompon’ny trano izay hidirany hoe: ‹Izao no asain’ny Mpampianatra lazaina aminao: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paka amin’ny mpianatro?›

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary lazao amin’ny tompon’ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain’ny Mpampianatra: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin’ny mpianatro?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary lazao amin'ny tompon'ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain'ny Mpampianatra: Aiza ny efi-trano hiarahako mihinana ny Paska amin'ny mpianatro?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Ary lazao amin’ny tompon’ny trano izay hidirany hoe: Izao no lazain’ny Mpampianatra: Aiza ny efitrano hiarahako mihinana ny Paska amin’ny mpianatro?

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 14:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Ary nony niainga handeha i Jesoa, dia nisy lehilahy nanatona Azy, ka nandohalika teo anoloany ary nanontany Azy hoe: –Ry Mpampianatra tapitra ohatra ô, inona no tokony hataoko hananako anjara amin’ny fiaina-maharitra mandrakizay?


Ary raha misy olona manontany anareo hoe: «Ahoana no anaovanareo izao?», dia valio hoe: «Misy ilàn’ny Tompo azy, fa vetivety foana dia haveriny eto.»


Dia naniraka roa lahy tamin’ny mpianany i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Mandehana mankany an-tanàna, fa hisy lehilahy mitondra siny feno rano hifanena aminareo, dia iny arahina;


Dia hotoroany efitrano ambony rihana ianareo, efitrano malalaka sy ary fomba sady voavoatra tsara; ka ao ny sakafontsika no omàny.


ary lazao amin’ny tompon-trano hoe: «Izao no tenin’ny Mpampianatra aminao: Aiza, hono, izay efitrano hiarahako mihinana ny sakafo Paska amin’ny mpianatro?»


Rehefa nilaza izany i Marta, dia lasa niantso mangingina an’i Maria rahavaviny nanao hoe: –Ao ny Mpampianatra, miantso anao!


Ianareo manao Ahy hoe Mpampianatra sy Tompo, ary marina ny filàzanareo fa izany tokoa Aho.


Indro mijoro eo am-baravarana Aho, sady mandondòna; ka raha misy olona mihaino ny feoko sy mamoha ny varavarana, dia hiditra ao an-tranony Aho ka hiara-misakafo aminy, ary izy hiara-misakafo amiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra