Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Marka 12:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Rehefa hitsangana velona ny maty, dia tsy hisy olona hampaka-bady na hampakarina intsony, fa samy hitovy amin’ny anjely any an-danitra avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Fa amin’ny fitsanganana amin’ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Rehefa hitsangana velona ny maty, dia tsy hisy olona hampaka-bady na hampakarina intsony, fa samy hitovy amin’ny anjely any an-danitra avokoa.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Fa rehefa tafatsangana ny maty, dia tsy hisy mpampakatra sy ampakarina intsony, fa ho tahaka ny Anjely any an-danitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Fa amin’ny hitsanganana amin’ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Fa amin'ny hitsanganana amin'ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina; fa tahaka ny anjely any an-danitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Fa amin’ny fitsanganana amin’ny maty dia tsy hisy hampaka-bady na havoaka hampakarina fa ho tahaka ny anjely any an-danitra izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Marka 12:25
7 Rohy Ifampitohizana  

Rehefa tonga ny fitsanganan’ny maty ho velona, dia tsy hisy olona hampaka-bady na hampakarina intsony, fa samy hitovy amin’ny anjely any an-danitra avokoa.


Dia hoy i Jesoa tamin’ireo Tsadoseanina: –Tsy izany tokoa ve no mahadiso hevitra anareo, fa tsy misy fantatrareo na ny Soratra Masina na ny herin’Andriamanitra?


Ary ny amin’ny hoe hitsangana ho velona ny maty, moa tsy novakînareo ao amin’ny bokin’i Mosesy ve ny toko momba ny Roimemy? Fa ao no nitenenan’Andriamanitra tamin’i Mosesy hoe: «Izaho no Andriamanitr’i Abrahama sy Andriamanitr’i Itsehàka ary Andriamanitr’i Jakôba!»


Ry hava-malala, zanak’Andriamanitra isika ankehitriny, kanefa mbola tsy naseho izay ho tena toetrantsika rahatrizay. Saingy fantatsika fa rahatrizay hiseho i Kristy, dia ho tahaka Azy isika, satria hahita Azy araka ny maha Izy Azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra