Levitikosy 5:6 - DIEM PROTESTANTA6 Ary hitondra fanonerana amin’ny TOMPO izy noho ny ota vitany, dia ondrivavy na osivavy mba ho sorona fanalana ny ota; dia hataon’ny mpisorona amin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, noho ny ota vitany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 ka hitondra ny fanati-panonerany ho an’NY TOMPO noho ny fahotany, dia ondrivavy na osivavy, ho fanatitra fanadiovana; ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Ary hitondra fanonerana amin’ny TOMPO izy noho ny ota vitany, dia ondrivavy na osivavy mba ho sorona fanalana ny ota; dia hataon’ny mpisorona amin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, noho ny ota vitany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 ary hitondra ho an’i Iaveh ho fanonerana noho ny ota nataony, ny vavy iray amin’ny biby fiompy madinika, na ondry na osy, hatao sorona noho ny fahotany, ary ny mpisorona hanao ny fanonerana ho azy noho ny otany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ary hitondra ny saziny ho an’i Jehovah noho ny fahotany izay nataony izy, dia ondrivavy na osivavy, nefa izay vantony, ho fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 ary hitondra ny saziny ho an'i Jehovah noho ny fahotany izay nataony izy, dia ondrivavy na osivavy, nefa izay vantony, ho fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy noho ny fahotany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 ka hitondra ny fanati-panonerany ho an’NY TOMPO noho ny fahotany, dia ondrivavy na osivavy, ho fanatitra fanadiovana; ary hanao fanavotana ho azy ny mpisorona noho ny fahotany. Jereo ny toko |
Ary hoy ralehilahy tamiko: «Ireo efitrano avaratra sy efitrano atsimo izay manoloana ny kianja ireo dia efitrano voatokana. Ao amin’ireo efitrano ireo manko ny mpisorona izay manatona ny TOMPO no mihinana ny zava-masina indrindra. Eny, voatokana io faritra io, ka ao no ametrahana ny zava-masina indrindra, dia ireo fanatitra vokatry ny tany sy ireo biby natao sorona ho fanalana ny ota sy ho fanonerana.
Hoesoriny avokoa ny tavin-kena rehetra toy ny fanesorana azy amin’ny ondry atao sorom-pihavanana; dia hodorany hanetona eo ambonin’ny alitara izany, miaraka amin’ny sorona levonina amin’ny afo mba ho an’ny TOMPO. Ary rehefa nataon’ny mpisorona tamin’ilay olona ny fombam-pivavahana famelana, dia voavela ny otany.