Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 3:4 - DIEM PROTESTANTA

4 ny voany roa mbamin’ny tavy miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany; ary ny tavy saron’atiny izay atao indray manala amin’ny voany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 ny voany roa, ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fanalany izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 ny voany roa mbamin’ny tavy miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany; ary ny tavy saron’atiny izay atao indray manala amin’ny voany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, izay miraikitra amin’ny faritry ny voany, ny saron’atiny izay hoendahany ao akaikin’ny voany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 sy ny voany roa mbamin’ny fonom-boany, izay eo amin’ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin’ny voany no fanaisony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 sy ny voany roa mbamin'ny fonom-boany, izay eo amin'ny takibany, ary ny ila-atiny lehibe; hataony indray manala amin'ny voany no fanaisony izany.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 ny voany roa, ny jabora mandrakotra azy, izay rehetra eo amin’ny takibany ary ny ila atiny lehibe. Hataony indray manala amin’ny voany no fanalany izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 3:4
15 Rohy Ifampitohizana  

Halainao ny sabora izay mandrakotra ny tsinainy mbamin’ny saron’atiny ary ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, dia hodoranao eo ambony alitara avokoa.


Ny ondrilahy faharoa dia mariky ny fametrahana ny mpisorona amin’ny raharahany. Koa halainao ny hofany, ny sabora mandrakotra ny tsinainy sy ny saron’atiny, ny voany roa mbamin’ny sabora eo aminy, ary ny sorony havanana.


Izay mpanolotra no hanao rasa vaventy azy sy hanesotra ny lohany sy ny taviny; fa mpisorona anankiray kosa no handahatra ireny eo ambonin’ny kitay izay napetraka tambony vainafo eo amin’ny alitara.


ary mbola ny mpisorona taranak’i Aharôna ihany no handahatra eo ambonin’ireo kitay ireo ny omby voarasa mbamin’ny lohany sy ny taviny.


ny voany roa mbamin’ny tavy miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany; ary ny tavy saron’atiny izay atao indray manala amin’ny voany.


ny voany roa mbamin’ny tavy miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany; ary ny tavy saron’atiny izay atao indray manala amin’ny voany.


Amin’io omby sorom-pihavanana io, dia halain’izy mpanolotra mba holevonina amin’ny afo ho an’ny TOMPO ireto tavin-kena ireto: ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy;


Ireo taranak’i Aharôna kosa handoro izany hanetona eo ambonin’ny alitara, miaraka amin’ireo sorona dorana manontolo eo ambonin’ny kitay mirehitra. Sakafo levonina amin’ny afo ho hanitra ankasitrahina ho an’ny TOMPO izany.


Halain’ny mpisorombe avokoa ny tavin-kenan’ilay ombilahy atao sorona ho fanalana ny ota, dia ny safodrorohany sy ny jaboran-tsinainy,


ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hataony indray manala amin’ny voany:


ny voany roa mbamin’ny jabora izay miraikitra amin’ny voany sy amin’ny takibany, ary koa ny ila-atiny izay hatao indray manala amin’ny voany.


Dia nalain’i Mosesy avokoa ny jaboran-tsinain’ilay ombilahy sy ny ila-atiny ary ny voany mbamin’ny fonomboany; ka nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara.


Dia nalainy ny tavin-kenan’ilay ondrilahy, izany hoe ny hofany sy ny jaboran-tsinainy rehetra ary ny ila atiny sy ny voany mbamin’ny fanomboany, ary nalainy koa ny feny ankavanana.


Ny jaborany kosa sy ny voany roa ary ny ila atiny, avy tamin’ilay sorona fanalana ny ota, dia nodorany hanetona teo ambonin’ny alitara, araka izay nandidian’ny TOMPO an’i Mosesy;


Ary natolotr’ireo azy koa ny tavin’ireo sorom-pihavanana ireo, dia ny jaboran-tsinainy sy ny voany ary ny ila-atiny mbamin’ny hofak’ilay ondrilahy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra