Levitikosy 26:11 - DIEM PROTESTANTA11 Hiorim-ponenana eo afovoanareo Aho ary tsy ho tofoka aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo ary tsy ho halan’ny fanahiko ianareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Hiorim-ponenana eo afovoanareo Aho ary tsy ho tofoka aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Hanorina ny fonenako eo afovoanareo Aho, ary tsy ho tofoka aminareo ny fanahiko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan’ny fanahiko hianareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary ny tabernakeliko dia hataoko eo aminareo; ary tsy ho halan'ny fanahiko ianareo. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary ny tabernakeliko* dia hataoko eo aminareo ary tsy ho halan’ny fanahiko ianareo. Jereo ny toko |
Kanefa raha heverinareo ho tsy mendrika ny TOMPO ireto zarataninareo, dia mankanesa any amin’ny tanin’ny TOMPO izay misy ny tranolay fonenany, ka mangalà zaratany eo afovoan’ny anay; fa aza mikomy amin’ny TOMPO ianareo ary aza mikomy aminay amin’ny fanangananareo alitara, ankoatra ilay alitaran’ny TOMPO Andriamanitsika.