Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 15:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Ary niteny tamin’i Môizy sy i Aarôna i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 ARY Jehovah niteny tamin’i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ary Jehovah niteny tamin'i Mosesy sy Arona ka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ary NY TOMPO niteny tamin’i Mosesy sy i Arona hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 15:1
8 Rohy Ifampitohizana  

Ireo mpanaja ny TOMPO no anehoany ny tsiambaratelony, satria ampahafantariny azy tokoa izay raketin’ny fanekempihavanany.


Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO


Dia niteny tamin’i Mosesy sy i Aharôna ny TOMPO nanao hoe:


Ireo fepetra ireo no ahazoana mamantatra hoe maloto na madio ny olona na zavatra anankiray.


mba hamepetra ny Israelita hoe: «Izay lehilahy voan’ny aretina misy fitsihana eo amin’ny taovam-pilahiana, dia haloton’izany fitsihana izany.


Satria tsy manao zavatra ny Tompo ANDRIANANAHARY, raha tsy efa mampahafantatra ny fikasany amin’ireo mpaminany mpanompony.


Izay zavatra rehetra voakasiky ny olona maloto dia haloto; ary izay olona mikasika azy koa dia haloto mandra-paharivan’ny andro.»


Efa imbetsaka ary tamin’ny fomba samihafa no nitenenan’Andriamanitra fahiny tamin’ny razantsika tamin’ny alalan’ireo mpaminany;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra