Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Levitikosy 14:2 - DIEM PROTESTANTA

2 «Ireto no fepetra momba ny marary hoditra, amin’ny andro fanadiovana azy. Hoentina any amin’ny mpisorona ilay marary hoditra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Izao no lalàna ny amin’ny boka amin’ny andro fanadiovana azy: Hoentina any amin’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 «Ireto no fepetra momba ny marary hoditra, amin’ny andro fanadiovana azy. Hoentina any amin’ny mpisorona ilay marary hoditra,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Izao no lalàna momba ny boka, amin’ny andro hidiovany:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Izao no lalàna ny amin’ny boka amin’ny andro fanadiovana azy: ho entina any amin’ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Izao no lalàna ny amin'ny boka amin'ny andro fanavotana azy: ho entina any amin'ny mpisorona izy;

Jereo ny toko dika mitovy




Levitikosy 14:2
9 Rohy Ifampitohizana  

Ireo no fepetra momba ny bobongolo amina fitafiana volon’ondry na kiran-drongony, amina lamba na akanjobà, ary amina fitaovana vita hoditra; ireo fepetra ireo no ahazoana manambara zavatra hoe madio na maloto.


Dia niteny tamin’i Mosesy ny TOMPO nanao hoe:


Ny mpisorona, voan’ny aretin-koditra na marary mitsika eo amin’ny taovam-pilahiana, dia tsy mahazo mihinana amin’ny zava-masina mandra-pahadiony. Toy izany koa ny mpisorona izay nahakasika olona voaloto tamim-paty, na izay nandeha tsirinaina tsy nahy,


Raha misy olona maty tampoka eo anilany ka mahaloto ny fanokanan-tenany, dia hanaratra ny lohany amin’ny andro fidiovany izy, izany hoe afaka herinandro.


Nahita azy ireo i Jesoa ka nanao taminy hoe: –Ndeha miseho amin’ny mpisorona ianareo! Raha mbola teny an-dalana izy folo lahy, dia sitrana.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra