Jona 2:9 - DIEM PROTESTANTA9 Fa izay mivavaka amin’ny andriamani-tsiizy dia aoka hiala amin’ireny sampy ifikirany ireny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20119 Izay mivavaka amin’ny sampy dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy; Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara9 Fa izay mivavaka amin’ny andriamani-tsiizy dia aoka hiala amin’ireny sampy ifikirany ireny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika9 Izay miraiki-po amin’ny zava-poana tsinontsinona dia mandao ilay fototry ny famonjena. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy9 Izay mivavaka amin’ny sampy Dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy; Jereo ny tokoMalagasy Bible9 Izay mivavaka amin'ny sampy Dia mahafoy Izay Mpamindra fo aminy Jereo ny toko |
ny kotaban’ny fety sy ny horakora-pifaliana. Ho re ao indray ny hiran’ny mpanambady; ho re ao indray ny hira manao hoe: Derao ny TOMPOn’izao rehetra izao, fa tsara Izy; eny, maharitra mandrakizay ny fitiavany. Izany no hiran’ireo mitondra sorom-pisaorana mankao an-tranoko. Eny, hoy Izaho TOMPO, haveriko amin’ny laoniny toy ny fahiny izany tany izany.»