Jeremia 9:6 - DIEM PROTESTANTA6 Koa hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Hodioviko amin’ny afo izy ary hozahako toetra. Satria ahoana ny fomba hafa hataoko amin’ny faharatsian’ny vahoakako? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; fa ahoana no hataoko manoloana ny oloko zanakavavy? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Koa hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao: «Hodioviko amin’ny afo izy ary hozahako toetra. Satria ahoana ny fomba hafa hataoko amin’ny faharatsian’ny vahoakako? Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Koa izao no lazain’i Iavehn’ny tafika: Indro Aho handrendrika azy amin’ny memy sy hizaha toetra azy; fa inona indray moa no hatao amin’ny zanaka vavin’ny vahoakako? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 Koa izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; Fa ahoana no hataoko noho ny amin’ny oloko zanakavavy? Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Koa izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; Fa ahoana no hataoko noho ny amin'ny oloko zanakavavy? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Koa izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao: Indro, handrendrika sy hizaha toetra azy Aho; fa ahoana no hataoko manoloana ny oloko zanakavavy? Jereo ny toko |
Dia hoy ny olona hoe: «Andeha isika hanao tetika hamelezana an’i Jeremià, fa tsy ho foana akory ny mpisorona hanome fampianarana, na ny olon-kendry hanolo-tsaina na ny mpaminany hampita ny tenin’Andriamanitra. Andeha hasiantsika amin’ny fanalam-baràka izy, ka tsy horaharahaintsika akory izay lazainy.»
Reko ny besinimaro miteny ratsy ahy ka manome anaram-bosotra hoe: «Fihorohoroana hatraiza hatraiza.» «Torio izy», hoy ny sasany; «Eny, hotorintsika izy», hoy ny hafa. Ireo sakaiza tiako indrindra aza dia miandry kendry tohina hahavoa ahy: «Izay angamba no hahavoafitaka azy sy haharesentsika azy, hoy ireo, ka hisamborantsika azy hanaovana valifaty