Jeremia 9:14 - DIEM PROTESTANTA14 Noho izany, hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely, indro hofahanako zava-mahafaty ity vahoaka ity, ary hampisotroiko rano misy poizina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 dia izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity ary hampisotroiko rano misy poizina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Noho izany, hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely, indro hofahanako zava-mahafaty ity vahoaka ity, ary hampisotroiko rano misy poizina. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Noho izany, izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: «Indro ity firenena ity hofahanako zava-mangidy, hampisotroiko rano misy poizina. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity Sy hampisotroiko rano mangidy; Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity sy hampisotroiko rano mangidy; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 dia izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Indro, hofahanako zava-mahafaty ity firenena ity ary hampisotroiko rano misy poizina. Jereo ny toko |
Fa ny zavatra rehetra efa tapakay ihany no hataonay: dia ny hanolotra zava-manitra mifangaro sy divay ho an’ny andriamanibavy Hastôreta mpanjakavavin’ny lanitra, tahaka izay efa nataon’ny tenanay sy ny ray aman-dreninay sy ny mpanjakanay ary ireo mpitondra anay tany amin’ireo tanànan’i Joda sy teny amin’ny lalamben’i Jerosalema; fa voky hanina izahay tamin’izany sady nambinina ary tsy nidiran-doza.