Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 5:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Koa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao: «Noho izany tenin’ireo vahoaka ireo izany, dia hataoko ho toy ny afo ny teniko izay ampitondraiko anao, ry Jeremià; ity firenena ity kosa dia ho toy ny kitay ka holevonin’izany afo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Koa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Noho ny nitenenanareo izany teny izany dia indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao ary ho kitay hazo ity firenena ity ka holevoniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Koa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’izao rehetra izao: «Noho izany tenin’ireo vahoaka ireo izany, dia hataoko ho toy ny afo ny teniko izay ampitondraiko anao, ry Jeremià; ity firenena ity kosa dia ho toy ny kitay ka holevonin’izany afo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 Noho izany, izao koa no lazain’i Iaveh, Andriamanitry ny tafika: «Noho izany vava ataonao izany, indro ny teniko hataoko toy ny afo no eo am-bavanao; ary ity vahoaka ity ho kitay hazo; ka holevonin’izany afo izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Koa izao no lazain’i Jehovah, Andriamanitry ny maro. Noho ny nanaovanareo izany teny izany, Indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, Ary ity firenena ity ho kitay hazo Ka holevoniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Koa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny maro. Noho ny nanaovanareo izany teny izany, indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao, ary ity firenena ity ho kitay hazo ka holevoniny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

14 Koa izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao: Noho ny nitenenanareo izany teny izany dia indro, hataoko afo ny teniko izay eo am-bavanao ary ho kitay hazo ity firenena ity ka holevoniny.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 5:14
8 Rohy Ifampitohizana  

Koa levon’ny ozon’Andriamanitra ny tany; ary mitondra fahoriana ny mponina eo aminy noho ny heloka nataony; hihena ireo ka vitsy dia vitsy no ho tavela.


Avy eo IZY dia nandroso ny tanany ka nanendry ny vavako ary nilaza tamiko hoe: –Ianao no hanambara ny teniko.


ny teniko dia toy ny afo mandoro, ary toy ny kanonta manorotoro vatolampy, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.


Koa ny hafatr’ireo mpaminany no ikapohako anareo; ny vavako no milaza fa entiko hovonoina ianareo. Ary ny didim-pitsarako ny aminareo dia hipoitra tahaka ny hazavan’ny andro.


Nefa ny teny sy ny didy izay nomeko ny mpaminany mpanompoko dia mba nandresy lahatra ny razanareo ihany; ka niala tamin’ny ratsy izy ary niaiky fa Izaho TOMPOn’izao rehetra izao no efa nitondra azy araka izay notapahiko, dia araka izay sahaza ny toetrany sy ny asany.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra