Jeremia 5:12 - DIEM PROTESTANTA12 Nandà ny Tompo ny vahoakan’i Joda, ka nilaza hoe: «Tsy misy ny TOMPO; tsy hahatratra antsika ny loza sady tsy hahita ady na mosary isika.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Nahafoy NY TOMPO izy ireo ka niteny hoe: Tsy Izy no izy; tsy hisy loza hanjo antsika ary tsy hahita sabatra na mosary isika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Nandà ny Tompo ny vahoakan’i Joda, ka nilaza hoe: «Tsy misy ny TOMPO; tsy hahatratra antsika ny loza sady tsy hahita ady na mosary isika.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 Efa nandà an’i Iaveh izy, ka nanao hoe: «Tsy misy Izy, ka tsy hisy loza hanjò antsika; tsy hahita sabatra na mosary isika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Nahafoy an’i Jehovah izy Ka nanao hoe: Tsy Izy no izy; Tsy hisy loza hanjo antsika, Ary tsy hahita sabatra na mosary isika; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Nahafoy an'i Jehovah izy ka nanao hoe: Tsy Izy no izy; Tsy hisy loza hanjo antsika, ary tsy hahita sabatra na mosary isika; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Nahafoy NY TOMPO izy ireo ka niteny hoe: Tsy Izy no izy; tsy hisy loza hanjo antsika ary tsy hahita sabatra na mosary isika. Jereo ny toko |
Ny mpitondra azy mitsara mba hahazoana tsolotra; ny mpisorony mampianatra ny lalàna mba hahazoana karama; ary ny mpaminaniny manambara ny ho avy mba hahazoana vola. Kanefa dia mbola miankina amin’ny TOMPO ihany ireo ka miteny hoe: «Tsy eto anivontsika ve ny TOMPO? Tsia, tsy hisy loza hanjo antsika.»
Ho hitanareo tsara fa raha mihazo ny lalana mankany amin’ny tanin’i Israely ka mizotra ho any Bèty-Semesy ireo ombivavy, dia midika izany fa ny Andriamanitry ny Israely no nahatonga izao loza lehibe izao tamintsika; raha tsy izany kosa dia ho fantatsika fa kisendrasendra ihany fa tsy ny heriny akory no namely antsika.