Jeremia 3:6 - DIEM PROTESTANTA6 Tamin’ny andron’i Jôsià mpanjaka dia hoy ny TOMPO tamiko: –Hitanao ve izay nataon’i Israely mpiodina? Nankeny amin’ny havoana rehetra sy teny am-pototry ny hazo maitso rehetra izy ka nanolo-tena hijangajanga. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20116 Hoy NY TOMPO tamiko tamin’ny andro nanjakan’i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon’Israely mpikomy? Niakatra ho eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin’ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara6 Tamin’ny andron’i Jôsià mpanjaka dia hoy ny TOMPO tamiko: –Hitanao ve izay nataon’i Israely mpiodina? Nankeny amin’ny havoana rehetra sy teny am-pototry ny hazo maitso rehetra izy ka nanolo-tena hijangajanga. Jereo ny tokoBaiboly Katolika6 Izao no lazain’i Iaveh tamiko, tamin’ny andro nanjakan’i Josiasa mpanjaka: «Hitanao va ny nataon’i Israely mpiodina? Lasa nankany amin’ny tendrombohitra avo rehetra izy, sy teny ambany hazo maitso rehetra teny ka nitolo-tena tamin’ny hafa tany!» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy6 ARY hoy Jehovah tamiko tamin’ny andro nanjakan’i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon’Isiraely mpiodina? Niakatra ho eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin’ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny. Jereo ny tokoMalagasy Bible6 Ary hoy Jehovah tamiko tamin'ny andro nanjakan'i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon'Isiraely mpiodina? Niakatra ho eny amin'ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin'ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache6 Hoy NY TOMPO tamiko tamin’ny andro nanjakan’i Josia mpanjaka: Moa efa hitanao va izay nataon’Israely mpikomy? Niakatra ho eny amin’ny tendrombohitra avo rehetra sy ho eny ambanin’ny hazo maitso rehetra izy ka nijangajanga teny. Jereo ny toko |
Mihinana ny sorona aterina amin-tsampy eny an-tampon-tendrombohitra izy, ary mandoro ditin-kazo manitra eny amin’ny havoana, dia eny ambanin’ny hazo ôaka, sy ny hazo be ravina ary ny terebinta satria tsara alokaloka ireny Koa izany no mahatonga ny zanakavavinareo hivaro-tena sy ny vinantovavinareo hanitsakitsa-bady.