Jeremia 26:16 - DIEM PROTESTANTA16 Tamin’izay dia hoy ireo mpitondra sy ny vahoaka rehetra tamin’ny mpisorona sy ny mpaminany hoe: –Tsy mendrika ho faty ity lehilahy ity fa tamin’ny anaran’ny TOMPO Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Dia hoy ny mpanapaka sy ny vahoaka rehetra tamin’ny mpisorona sy ny mpaminany: Tsy misy heloka tokony hahafaty ity lehilahy ity satria tamin’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Tamin’izay dia hoy ireo mpitondra sy ny vahoaka rehetra tamin’ny mpisorona sy ny mpaminany hoe: –Tsy mendrika ho faty ity lehilahy ity fa tamin’ny anaran’ny TOMPO Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Dia hoy ny loholona mbamin’ny vahoaka rehetra, tamin’ireo mpisorona sy ireo mpaminany: «Tsy mendrika hovonoina ity lehilahy ity, satria tamin’ny Anaran’i Iaveh Andriamanitsika no nitenenany tamintsika.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Dia hoy ny mpanapaka sy ny vahoaka rehetra tamin’ny mpisorona sy ny mpaminany: Tsy misy heloka tokony hahafaty ity lehilahy ity, satria tamin’ny anaran’i Jehovah Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Dia hoy ny mpanapaka sy ny vahoaka rehetra tamin'ny mpisorona sy ny mpaminany: Tsy misy heloka tokony hahafaty ity lehilahy ity, satria tamin'ny anaran'i Jehovah Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Dia hoy ny mpanapaka sy ny vahoaka rehetra tamin’ny mpisorona sy ny mpaminany: Tsy misy heloka tokony hahafaty ity lehilahy ity satria tamin’ny anaran’NY TOMPO Andriamanitsika no nitenenany tamintsika. Jereo ny toko |
Ny mpitondra fanjakana rehetra sy ny mponina tao Jerosalema dia samy nandray anjara tamin’izany fifanekena ampahibemaso izany avokoa ary nanaiky tsy hampanompo intsony ireo lehilahy sy vehivavy eo an-tanany, fa samy handefa azy ireny ho afaka. Samy nanaiky izany fifanekena izany avokoa ny olona ka namela ny mpanompony handeha.