Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 23:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Moa Andriamanitra tsy mahita afa-tsy ny akaiky ihany va Aho? Tsia, fa mahita ny lavitra koa Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? Hoy NY TOMPO, fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Hoy ny teny hentitry ny TOMPO hoe: «Moa Andriamanitra tsy mahita afa-tsy ny akaiky ihany va Aho? Tsia, fa mahita ny lavitra koa Aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Moa Andriamanitry ny akaiky ihany va Aho, teny marin’i Iaveh, - fa tsy mba Andriamanitra amin’ny lavitra koa?

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah, Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? hoy Jehovah. Fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Moa Andriamanitra etỳ akaiky ihany va Aho? Hoy NY TOMPO, fa tsy Andriamanitra any lavitra any koa?

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 23:23
7 Rohy Ifampitohizana  

Hoy ny minisitry ny mpanjakan’i Siria taminy: –Ny Andriamanitr’i Israely dia Andriamanitry ny tendrombohitra, koa izany no nahareseny antsika. Fa raha eny an-tany lemaka kosa no hiadiantsika aminy dia tsy maintsy ho resintsika ireo.


Dia nanatona ilay olon’Andriamanitra ka niteny tamin’ny mpanjakan’i Israely hoe: –Izao no lazain’ny TOMPO: «Satria nataon’ny Sirianina fa Andriamanitry ny tendrombohitra ihany ny TOMPO fa tsy mba Andriamanitry ny tany lemaka koa, dia hatolotro eo an-tananao ireo miaramila marobe ireo, ka ho fantatrao fa Izaho no TOMPO.»


Iza no tahaka ny TOMPO Andriamanitsika? Mipetraka eo an-tsezafiandrianany ao ambony Izy


Nataon’Andriamanitra izany mba hahazoan’ny olombelona mitady Azy, sao izy ireo mba mety maminavina Azy sy mifandray aminy; fa Andriamanitra dia tsy lavitra antsika tsirairay avy,


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra