Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 23:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Iza moa no efa nanatrika tao amin’ny filankevitro, hoy Izaho TOMPO? Iza no nahita sy nandre izay nolazaiko tao? Ary iza no naharay sy nahatakatra ny teniko?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Fa iza moa no efa isan’ny mpihevitra teo amin’NY TOMPO ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny Taminy ka nihaino ny teniny?

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Iza moa no efa nanatrika tao amin’ny filankevitro, hoy Izaho TOMPO? Iza no nahita sy nandre izay nolazaiko tao? Ary iza no naharay sy nahatakatra ny teniko?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Fa zovy moa no nanatrika ny fisainan’i Iaveh, ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no efa nanongilan-tsofina nihaino ny teniny, ka nandre izany?»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Fa iza moa no efa isan’ny mpihevitra teo amin’i Jehovah Ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Fa iza moa no efa isan'ny mpihevitra teo amin'i Jehovah ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny taminy ka nihaino ny teniny?

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Fa iza moa no efa isan’ny mpihevitra teo amin’NY TOMPO ka nahita sy nandre ny teniny? Iza no nanongilana ny sofiny Taminy ka nihaino ny teniny?

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 23:18
11 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’izay nanatona an’i Mikaià i Tsedekià zanakalahin’i Kenahanà, ka namely tehamaina azy sady nanao hoe: –Niala tamiko ve ny Fanahin’ny TOMPO mba hiteny aminao?


Tamin’izay dia nanatona an’i Mikaià i Tsedekià zanakalahin’i Kenahanà, ka namely tehamaina azy sady nanao hoe: –Niala tamiko ve ny Fanahin’ny TOMPO hiteny aminao?


Andriamanitra va no hampianarina izany, nefa na ny anjely aza eo ambany fifehezany?


Tandremo, ry Jôba, ka henoy tsara aho; mangina kely aloha fa izaho mbola hiteny.


Ireo mpanaja ny TOMPO no anehoany ny tsiambaratelony, satria ampahafantariny azy tokoa izay raketin’ny fanekempihavanany.


Raha nanatrika ny filankevitro izy, dia ho afa-nampita ny teniko tamin’ny vahoakako ka ho nitarika azy hiala amin’ny lalan-dratsiny sy amin’ny zava-mamohehatra fanaony.


Satria tsy manao zavatra ny Tompo ANDRIANANAHARY, raha tsy efa mampahafantatra ny fikasany amin’ireo mpaminany mpanompony.


tsy hataoko hoe mpanompo intsony ianareo, satria ny mpanompo tsy mahalala izay ataon’ny tompony; fa efa ataoko hoe sakaiza ianareo, satria izay rehetra reko tamin’ny Raiko no nampahafantariko anareo.


Fa hoy ny Soratra Masina hoe: «Iza moa no mahafantatra ny fisainan’ny Tompo, ka ho afaka hanolo-tsaina Azy?» Fa izahay kosa dia manana ny fisainan’i Kristy!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra