Isaia 5:16 - DIEM PROTESTANTA16 Hasandratra kosa ny TOMPOn’izao rehetra izao amin’ny fanaovany fitsarana ara-drariny. Hiseho koa ny maha Andriamanitra masina Azy amin’ny fanehoany ny fahamarinany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Fa Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, no hisandratra amin’ny fitsarany marina, ary Andriamanitra masina dia hiseho ho masina amin’ny fahamarinana. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hasandratra kosa ny TOMPOn’izao rehetra izao amin’ny fanaovany fitsarana ara-drariny. Hiseho koa ny maha Andriamanitra masina Azy amin’ny fanehoany ny fahamarinany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 dia hiseho ho lehibe, amin’ny fitsarana, i Iavehn’ny tafika, ary hiseho ho masina amin’ny fahamarinana ny Andriamanitra masina Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Fa Jehovah, Tompon’ny maro, no hisandratra amin’ny fitsarana, Ary Andriamanitra masina dia hiseho ho masina amin’ny fahamarinana. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no hisandratra amin'ny fitsarana, Ary Andriamanitra masina dia hiseho ho masina amin'ny fahamarinana. Jereo ny toko |
Fa ankehitriny ilay Avo manerinerina, ilay mandrakizay ny fonenany sady masina ny anarany, dia manao izao teny izao: «Any amin’ny toerana avo sy masina no onenako, nefa koa ao amin’ny torotoro fo sy manetry tena mba hamelombelona ny fanahin’ireo manetry tena sy hamelombelona ny fon’ireo torotoro fo.
Hanafika an’i Israely vahoakako ianao, ka hanarona ny taniny toy ny andian-drahona matevina. Any aoriana be any no hisehoan’izany. Haniraka anao hanafika ny taniko Aho, ry Gôga, mba hieken’ny hafa firenena fa Izaho no Andriamanitra masina; ary ianao no fitaovana hanehoako izany eo imasony amin’ny hamelezako anao.