Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 40:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Misy feo miantso hoe: «Misavà lalana any an-taniefitra ho an’ny TOMPO, mamakia arabe any an-tany karakaina ho an’Andriamanitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Injany misy feo miantso hoe: Savaonareo ny lalana ho an’NY TOMPO any an-tany efitra! Manaova ianareo lalambe ho an’Andriamanitsika any an-tany foana!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Misy feo miantso hoe: «Misavà lalana any an-taniefitra ho an’ny TOMPO, mamakia arabe any an-tany karakaina ho an’Andriamanitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Injany misy feo miantso hoe: «Misavà lalana any an’efitra, ho an’i Iaveh, manorena arabe any an-tany lava volo ho an’ny Andriamanitsika!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Injany! misy feon’ny miantso hoe: Manamboara làlana any an-efitra ho an’i Jehovah, Manaova làlambe any an-tany foana ho an’Andriamanitsika.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Injany! misy feon'ny miantso hoe: Manamboara lalana any an-efitra ho an'i Jehovah, manaova lalambe any an-tany foana ho an'Andriamanitsika.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 40:3
16 Rohy Ifampitohizana  

Ny olo-marina kosa anie hifaly sy hiravo ary dia hibita-kafaliana eo anoloany!


Any no hisy arabe voamboatra hantsoina hoe «lalana voatokana». Tsy hahazo handalo eo izay maloto ary tsy hitonantonana eo ny mpanompo sampy; fa ny Tompo dia hisava izany lalana izany, ho an’ny vahoakany ihany.


Aoka hasondrotra ny lohasaha rehetra ary aoka haetry ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra! Aoka hovana ho lembalemba ny tany be havoana ary ho saha midadasika ny tany mikitoantoana!


Fa hanao zavatra vaovao Aho; ary ankehitriny efa mipoitra sahady izany, ka ho hainareo fantarina tokoa. Eny, hisava lalana any an-taniefitra Aho sady hampandriaka ony an-tany karakaina.


Ny tendrombohitra rehetra hasiako lalana; ary ny arabe kosa hataoko tsara voatra.


Ny TOMPO efa niteny hoe: «Ataovy mitovy tantana ny lalana, ataovy mitovy tantana ny lalana ka sokafy, esory ny sakantsakana amin’ny lalan’ny vahoakako.»


Ka hoy ny TOMPOn’izao rehetra izao aminareo: «Indro Aho handefa ny irako mba hanamboatra lalana eo alohako; ary ny Tompo izay tadiavinareo dia ho tonga tampoka ao an-tempoliny. Ho tonga hitondra ny fanekempihavanako ilay iraka izay irinareo; indro avy tokoa Izy!»


Dia hoy izy: –Izaho no «feon’olona miantso mafy ao an-taniefitra hoe: ahitsio ny lalan’ny Tompo», araka ny tenin’i Isaià mpaminanin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra