Isaia 32:3 - DIEM PROTESTANTA3 Tsy hikimpy intsony ny mason’ny mahiratra ary hihaino tsara ny sofin’ny mandre. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Tsy hikimpy ny mason’izay mahita ary hihaino ny sofin’izay mandre. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Tsy hikimpy intsony ny mason’ny mahiratra ary hihaino tsara ny sofin’ny mandre. Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ny mason’ny mahiratra tsy hohajambaina intsony, ny sofin’ny malady, hihaino tsara, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary tsy hikimpy ny mason’izay mahita, Ary ny sofin’izay mandre dia hihaino. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary tsy hikimpy ny mason'izay mahita, ary ny sofin'izay mandre dia hihaino. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Tsy hikimpy ny mason’izay mahita ary hihaino ny sofin’izay mandre. Jereo ny toko |
Tsy mila hanatona ny namany na mpiray tampo aminy intsony izy mba hampianatra ireny hahalala Ahy TOMPO; fa hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra dia samy hahalala Ahy avokoa izy rehetra, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Fa havelako ny fahadisoany ary tsy hotsarovako intsony ny helony.»