Isaia 13:11 - DIEM PROTESTANTA11 Hoy ny Tompo hoe: «Hirotsaka an-tsehatra Aho hamaly ny faharatsian’izao tontolo izao sy ny heloka vitan’ny olon-dratsy. Hatsahatro ny fireharehàn’ny mpiavonavona ary haetriko ny rehaky ny mpanao didy jadona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Hatsingeriko amin’izao tontolo izao ny faharatsiany, ary amin’ny ratsy fanahy ny helony; hatsahatro ny fireharehan’ny mpiavonavona ary haetriko ny fiavonavonan’ny mpampihorohoro. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Hoy ny Tompo hoe: «Hirotsaka an-tsehatra Aho hamaly ny faharatsian’izao tontolo izao sy ny heloka vitan’ny olon-dratsy. Hatsahatro ny fireharehàn’ny mpiavonavona ary haetriko ny rehaky ny mpanao didy jadona. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Hosaziko izao tontolo izao noho ny faharatsiany; ary ny ratsy fanahy noho ny helony; hataoko mitsahatra ny fiandranandran’ny mpirehareha; ary haetriko ny avonavon’ireo mpanjaka manao jadona. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary hatsingeriko amin’izao tany rehetra izao ny faharatsiany, Sy amin’ny ratsy fanahy ny helony; Ary hatsahatro ny fireharehan’ny mpiavonavona, Ary haetriko ny fiavonavonan’ny mpampahory. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary hatsingeriko amin'izao tany rehetra izao ny faharatsiany, sy amin'ny ratsy fanahy ny helony; Ary hatsahatro ny fireharehan'ny mpiavonavona, Ary haetriko ny fiavonavonan'ny mpampahory. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Hatsingeriko amin’izao tontolo izao ny faharatsiany, ary amin’ny ratsy fanahy ny helony; hatsahatro ny fireharehan’ny mpiavonavona ary haetriko ny fiavonavonan’ny mpampihorohoro. Jereo ny toko |