Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Hosea 5:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Ho toy ny fositra Aho amin’i Efraîma ary ho toy ny olitra amin’ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Ho toy ny fositra Aho amin’i Efraîma ary ho toy ny olitra amin’ny taranak’i Joda.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Koa tahaka ny kalalao Aho amin’i Efraima, ary tahaka ny fahalòvana amin’ny taranak’i Jodà.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Koa amin’i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho Ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fositra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Koa amin'i Efraima dia tahaka ny kalalao Aho ary amin'ny taranak'i Joda dia toy ny fositra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Koa amin’i Efraima Aho dia tahaka ny kalalao ary amin’ny taranak’i Joda dia toy ny fahalovana.

Jereo ny toko dika mitovy




Hosea 5:12
8 Rohy Ifampitohizana  

Kanefa mihalevona toy ny hazo boboka ny aiko, mova tsy toy ny fitafiana lanin’ny kalalao.


Nefa aza kapohinao intsony aho, fa mila ho faty noho ny famelezanao.


Satroboninahitry ny vadiny ny vehivavy tsara fanahy, fa homamiadana mikiky azy kosa ny vehivavy tsy mendrika.


Noho izany, dia ho tahaka ny mololo voadoron’ny afo sy ho tahaka ny bozaka levonin’ny afo no hanjo azy. Ho lò avy any am-potony izy ka ho lasa vovoka ny voniny, satria nariany ny fampianarana naroson’ny TOMPOn’izao rehetra izao ary notsiratsirainy ny tenin’ilay Masin’i Israely.


Eny, ny Tompo ANDRIANANAHARY no hamonjy ahy, ka iza no hanameloka ahy? Indro izy rehetra mpanohitra ahy fa hihasimba toy ny lamba mihatonta, toy ny lamba lanin’ny kalalao.


satria ho toy ny lamba lanin’ny kalalao ireny sy ho tahaka ny volonondry lanin’ny fositra; fa ny fanafahako kosa haharitra mandrakizay ary ny famonjeko ho amin’ny taonjato mifandimby.»


Ny ampitso vao mangiran-dratsy anefa dia nandefa fositra kosa Andriamanitra hikiky ilay zavamaniry ka maina tery io.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra