Hagay 1:8 - DIEM PROTESTANTA8 Miakara any an-tendrombohitra, dia makà hazo ary atsangano indray ny tranoko. Ho sitrako sady hahazoako voninahitra izany, hoy AHO aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20118 Miakara any an-tendrombohitra ka makà hazo, ary ataovy ny Trano dia hankasitrahako izany sady hankalazaina Aho, hoy NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara8 Miakara any an-tendrombohitra, dia makà hazo ary atsangano indray ny tranoko. Ho sitrako sady hahazoako voninahitra izany, hoy AHO aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika8 Mandehana any an-tendrombohitra ka mitondrà hazo, ary ataovy ny trano; hankasitrahiko sy hahazoako voninahitra izany, hoy i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy8 Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible8 Miakara any an-tendrombohitra, ka makà hazo, ary ataovy ny trano, dia hankasitrahako izany, sady hankalazaina Aho, hoy Jehovah. Jereo ny toko |
Koa ankehitriny, aoka ny fo amam-panahinareo hifantoka hitady ny TOMPO Andriamanitrareo! Irosoy ny asa, aoreno ilay Toeramasin’ny TOMPO Andriamanitra; ary dia ao amin’ny tempoly haorina ho voninahitry ny TOMPO no hampidiranareo ilay Vatamasina mirakitra ny fanekempihavanan’ny TOMPO sy hampidiranareo ny fanaka voatokana hanompoana an’Andriamanitra.