Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 7:19 - DIEM PROTESTANTA

19 Ary nitombo be izaitsizy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka naharakotra hatramin’ireo tendrombohitra avo indrindra taty ambanin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

19 Nitombo izay tsy izy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka voasarony ny tendrombohitra avo rehetra izay tetỳ ambanin’ny lanitra manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

19 Ary nitombo be izaitsizy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka naharakotra hatramin’ireo tendrombohitra avo indrindra taty ambanin’ny lanitra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

19 Nony efa nisondrotra teo ihany ny rano dia voasarony avokoa ny tendrombohitra avo rehetra, tambanin’ny lanitra manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

19 Ary nahery dia nahery indrindra ny rano teny ambonin’ny tany, ka voasarona ny tendrombohitra avo rehetra izay tambanin’ny lanitra rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

19 Ary nahery dia nahery indrindra ny rano teny ambonin'ny tany, ka voasarona ny tendrombohitra avo rehetra izay tambanin'ny lanitra rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

19 Nitombo izay tsy izy ny rano tetỳ ambonin’ny tany ka voasarony ny tendrombohitra avo rehetra izay tetỳ ambanin’ny lanitra manontolo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 7:19
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary nihanahery ny rano sady nitombo be dia be, ka dia nandeha teny ambony rano ny sambofiara.


Tafakatra fito metatra sy sasany ambonin’ny tendrombohitra ny haavon’ny rano.


Raha mitana ny orana Izy, dia tonga ny hain-tany; fa raha mandefa ny rano kosa Izy, dia tondraka ny tany.


Eny tokoa, fa nanodoka anay ny fanompoan-tsampy teny an-kavoana sy ny horakoraka teny an-tendrombohitra, kanefa aminao TOMPO Andriamanitray ihany no hahitan’Israely famonjena.


Rano ihany koa no nandravana izao tontolo izao fahiny, dia tamin’ny safodrano.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra