Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 6:10 - DIEM PROTESTANTA

10 Telo lahy ny naterak’i Noà, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

10 Niteraka telo mirahalahy i Noa, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

10 Telo lahy ny naterak’i Noà, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

10 Niteraka telo mirahalahy izy, dia i Sema sy i Kama ary i Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

10 Ary Noa niteraka zanaka telo mirahalahy, dia Sema sy Hama ary Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

10 Ary Noa niteraka zanaka telo mirahalahy , dia Sema sy Hama ary Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

10 Niteraka telo mirahalahy i Noa, dia i Sema sy i Hama ary i Jafeta.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 6:10
3 Rohy Ifampitohizana  

Efa 500 taona i Noà raha niteraka an’i Sema sy i Hama ary i Jafeta.


Teo anatrehan’Andriamanitra dia efa nihalò ny mponin’ny tany sady feno herisetra.


Izao no tantaran’i Noà: i Noà dia lehilahy marina sady tsy nisy tsiny tamin’ireo mpiara-belona taminy, fa niara-nandeha tamin’Andriamanitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra