Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 47:21 - DIEM PROTESTANTA

21 ary ny vahoaka kosa noteren’i Jôsefa hanao fanompoana nanomboka amin’ny sisin-tany an-kilany ka hatrany amin’ny sisin-tany an-daniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

21 Nafindrany ho any amin’ny tanàna rehetra hatrany amin’ny sisintanin’i Ejipta manontolo ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

21 ary ny vahoaka kosa noteren’i Jôsefa hanao fanompoana nanomboka amin’ny sisin-tany an-kilany ka hatrany amin’ny sisin-tany an-daniny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

21 Dia nafindrany ny vahoaka ho any amin’ny tanàna eran’ny tany Ejipta rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

21 Ary ny olona dia nafindrany ho ao amin’ny tanàna hatramin’ny faran’ny faritr’i Egypta rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

21 Ary ny olona dia nafindrany ho ao amin'ny tanàna hatramin'ny faran'ny faritr'i Egypta rehetra.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

21 Nafindrany ho any amin’ny tanàna rehetra hatrany amin’ny sisintanin’i Ejipta manontolo ny olona.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 47:21
3 Rohy Ifampitohizana  

Nangonin’i Jôsefa ny tahirim-bokatra rehetra tany Ejipta nandritra izany fito taona izany ka natobiny tao amin’ny renivohitry ny boriborin-tany ireo tahirim-bokatra rehetra tamin’ny saha manodidina.


Dia novidîn’i Jôsefa ho an’ny Farao ny tany rehetra tao Ejipta, satria nihamafy ny mosary ka samy nivarotra ny sahany avy ny Ejiptianina. Noho izany dia lasa fananan’ny Farao avokoa ny tany manontolo;


Ny tany tsy mba novidin’i Jôsefa dia ny tanin’ireo mpisorona, satria nisy didy navoakan’ny Farao hitsimbinana azy. Anjara sakafo nomen’ny Farao azy no fihinany; izany no tsy nivarotan’ireo mpisorona ny taniny.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra