Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 44:14 - DIEM PROTESTANTA

14 Tonga tao an-tranon’i Jôsefa i Joda sy ireo rahalahiny, fa mbola tratra tao izy. Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

14 Dia niditra tao an-tranon’i Josefa i Joda sy ny rahalahiny, fa mbola tao izy ka nidaboka tamin’ny tany teo anatrehany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

14 Tonga tao an-tranon’i Jôsefa i Joda sy ireo rahalahiny, fa mbola tratra tao izy. Dia niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

14 I Jodà sy ireo rahalahiny dia tonga tao an-tranon’i Josefa, fa mbola tao ihany izy, ka niankohoka tamin’ny tany teo anatrehany izy ireo.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

14 Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon’i Josefa (fa mbola tao izy), dia nidaboka tamin’ny tany teo anatrehany.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

14 Ary Joda sy ny rahalahiny niditra tao an-tranon'i Josefa (fa mbola tao izy), dia nidaboka tamin'ny tany teo anatrehany.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 44:14
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa hitan’i Jôsefa fa niaraka tamin’ireo i Benjamîna, dia hoy izy tamin’ny mpikarakara ny ao an-tranony: –Ento any an-trano ireo lehilahy ireo, dia mamonoa zavatra ka manamboara sakafo, fa hiara-mihinana amiko izy ireo anio antoandro.


Nanomana ny fanomezana ireo mandra-piavin’i Jôsefa tamin’ny antoandro, satria efa reny fa hiara-misakafo aminy eo izy.


Tonga tany amin’i Jôsefa rahateo koa ireto rahalahiny ka niankohoka teo anatrehany sady nilaza hoe: –Indreto izahay ho mpanomponao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra