Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 43:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Nanomana ny fanomezana ireo mandra-piavin’i Jôsefa tamin’ny antoandro, satria efa reny fa hiara-misakafo aminy eo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Dia nandamina ny zavatra hatao fanomezana izy ireo mandra-piavin’i Josefa amin’ny mitataovovonana, fa reny fa eo no hisakafoany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Nanomana ny fanomezana ireo mandra-piavin’i Jôsefa tamin’ny antoandro, satria efa reny fa hiara-misakafo aminy eo izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia nandamindamina ny zavatra hatolotra aloha izy ireo mandra-piavin’i Josefa, raha mby amin’ny mitatao vovonana, fa efa nilazana izy fa hoe hihinana ao aminy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Dia nandamina ny zavatra hateriny izy mandra-pihavin’i Josefa rehefa mitataovovonana ny andro; fa efa reny fa eo no hihinanany hanina.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Dia nandamina ny zavatra hateriny izy mandra-pihavin'i Josefa rehefa mitataovovonana ny andro; fa efa reny fa eo no hihinanany hanina.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 43:25
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy i Jakôba tamin’ireo zanany: –Raha izany àry, dia izao no ataovy: Mitondrà an-kitaponareo zavatra tsara vokatry ny tany mba hataonareo fanomezana ho an’ilay Ejiptianina. Mitondrà zava-manitra isan-karazany: menaka manitra, làdana, tantely, voam-boatavo, ary amandy.


Dia nentin’izy mirahalahy avy ny fanomezana sy ny vola ary koa i Benjamîna; dia niainga izy niara-nidina nankany Ejipta, ka niseho teo anatrehan’i Jôsefa.


Ary rehefa hitan’i Jôsefa fa niaraka tamin’ireo i Benjamîna, dia hoy izy tamin’ny mpikarakara ny ao an-tranony: –Ento any an-trano ireo lehilahy ireo, dia mamonoa zavatra ka manamboara sakafo, fa hiara-mihinana amiko izy ireo anio antoandro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra