Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:34 - DIEM PROTESTANTA

34 Dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy. Amin’izay dia ho fantatro fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina tokoa; dia haveriko aminareo i Simehôna rahalahinareo, ary hahazo mivezivezy eto amin’ny tany ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

34 Ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy dia ho fantatro fa tsy mba mpitsikilo ianareo fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo ka hahazo hivarotra eto amin’ny tany ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

34 Dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy. Amin’izay dia ho fantatro fa tsy mpitsikilo ianareo fa olo-marina tokoa; dia haveriko aminareo i Simehôna rahalahinareo, ary hahazo mivezivezy eto amin’ny tany ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

34 ka ento mankaty amiko ilay zandrinareo faralahy. Dia ho fantatro fa tsy mpisafo ianareo, fa olo-marina; ka amin’izay haveriko aminareo ny rahalahinareo, ary ho afaka hanao varotra amin’ny tany ianareo.› »

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

34 ary ento mankatỳ amiko ny zandrinareo faralahy, dia ho fantatro fa tsy mba mpisafo hianareo, fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo, ka dia hanao varotra eto amin’ny tany hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

34 ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy, dia ho fantatro fa tsy mba mpisafo ianareo, fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo, ka dia hanao varotra eto amin'ny tany ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

34 Ary ento mankaty amiko ny zandrinareo faralahy dia ho fantatro fa tsy mba mpitsikilo ianareo fa olo-marina; dia homeko anareo ny rahalahinareo ka hahazo hivarotra eto amin’ny tany ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:34
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary hoy i Abimelèka tamin’i Abrahama: –Indro mivoha ho anao ny taniko, koa mipetraha amin’izay mahafinaritra ny masonao.


Hiara-monina aminay ianareo, ka hanjary ho anareo ny faritany eo anoloanareo; koa mitoera sy mivarota, ary manàna zaratany eto.


–Mampiseho fihavanana amintsika ireo olona ireo, koa avelao izy honina eto amin’ny faritany sady hivarotra; fa mivoha malalaka ho azy ireo ny tany eo anoloany. Amin’izay dia hahazo manambady ireo tovovaviny isika, ary ny antsika kosa ho vadiny.


Koa izao no fizahan-toetra hatao aminareo: Velona ny Farao, ka mianiana aho fa tsy hiala eto mihitsy ianareo raha tsy tonga eto izany zandrinareo faralahy izany.


Avy eo dia ento aty amiko ny zandrinareo faralahy, amin’izay dia ho voaporofo fa marina ny teninareo ka tsy ho faty ianareo. Dia nanaiky izany izy,


ankoatra ny haba nalainy tamin’ny mpandranto sy ny mpivarotra ary ny hetra naloan’ny mpanjaka vahiny na voaangon’ireo governoran’ny tany.


nanapaka izay avo indrindra tamin’ny rantsany, dia nitondra azy ho any amin’ny tanin’ny mpandranto ary nametraka azy tao an-tanànan’ny mpivarotra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra