Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 42:32 - DIEM PROTESTANTA

32 Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay, ka ny iray dia efa tsy ao intsony fa ny faralahy kosa dia nijanona any Kanahàna miaraka amin’ny rainay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

32 Roa amby folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny iray, ary ny faralahy dia any amin’ny rainay any amin’ny tany Kanana ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

32 Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay, ka ny iray dia efa tsy ao intsony fa ny faralahy kosa dia nijanona any Kanahàna miaraka amin’ny rainay.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

32 Roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no iray ray; ny iray tsy velona intsony, ary ny faralahy any amin-drainy any amin’ny tany Kanaana izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

32 roa ambin’ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny anankiray, ary ny faralahy dia any amin’ny rainay any amin’ny tany Kanana ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

32 roa ambin'ny folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny anankiray, ary ny faralahy dia any amin'ny rainay any amin'ny tany Kanana ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

32 Roa amby folo mirahalahy izahay no zanaky ny rainay; tsy ao intsony ny iray, ary ny faralahy dia any amin’ny rainay any amin’ny tany Kanana ankehitriny.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 42:32
5 Rohy Ifampitohizana  

Niverina nankeo amin’ireo rahalahiny izy ka niantsoantso hoe: –Tsy ao intsony ny zaza, ka aiza no tany halehako?


Namaly kosa ireo hoe: –Misy 12 mirahalahy izahay mpanomponao, zanak’olona iray ihany any amin’ny tany Kanahàna; ary indro ny faralahy aminay aza dia nijanona any amin’ny rainay, fa ny iray kosa efa tsy ao intsony.


Fa hoy izahay taminy: «Olo-marina izahay fa tsy mpitsikilo.


Saingy ilay lehilahy tompon’ny tany dia namaly anay fa te hahafantatra raha tena olo-marina tokoa izahay ka nanao hoe: «Aoka ny iray aminareo hijanona eto amiko; fa ianareo sisa kosa mandehana, ento ny vary ho any amin’ny fianakavianareo mosarena.


Misaora an’Andriamanitra, ry vahoakany tafangona; misaora Azy TOMPO, ry terak’i Israely.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra