Genesisy 38:13 - DIEM PROTESTANTA13 Rehefa ren’i Tamara fa nankany Timnà ny rafozany mba hanety ny ondriny, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Dia nisy nanambara tamin’i Tamara hoe: Indro, miakatra ho any Timna hanety ny ondriny ny rafozanao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Rehefa ren’i Tamara fa nankany Timnà ny rafozany mba hanety ny ondriny, Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Ary nisy nilaza izany tamin’i Tamara nanao hoe: «Indro ny rafozanao miakatra any Tamnà hanety ny ondriny.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Dia nisy nanambara tamin’i Tamara hoe: Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Dia nisy nanambara tamin'i Tamara hoe Indro, ny rafozanao miakatra ho any Timna hanety ny ondriny. Jereo ny toko |