Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 34:23 - DIEM PROTESTANTA

23 Raha manaiky ny teniny isika, dia hiara-mipetraka amintsika izy ireo, ka ho lasantsika miandalana koa ny biby fiompiny sy ny fananany ary ny biby rehetra mpitondra ny entany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

23 Tsy ho antsika va ny omby aman’ondriny sy ny fananany mbamin’ny biby fiompiny rehetra? Aoka hanaiky ny teniny ihany isika, dia hiara-monina amintsika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

23 Raha manaiky ny teniny isika, dia hiara-mipetraka amintsika izy ireo, ka ho lasantsika miandalana koa ny biby fiompiny sy ny fananany ary ny biby rehetra mpitondra ny entany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

23 Tsy ho antsika va ny biby fiompiny sy ny fananany rehetra ary ny biby mpitondra entany rehetra? Nefa aoka hoekentsika aloha ny teniny ary aoka izy hiorim-ponenana eto amintsika.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

23 Tsy ho antsika va ny omby aman-ondriny sy ny fanany mbamin’ny biby fiompiny rehetra? Aoka hanaiky ny teniny ihany isika, dia hiara-monina amintsika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

23 Tsy ho antsika va ny omby aman'ondriny sy ny fananany mbamin'ny biby fiompiny rehetra? Aoka hanaiky ny teniny ihany isika, dia hiara-monina amintsika izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

23 Tsy ho antsika va ny omby aman’ondriny sy ny fananany mbamin’ny biby fiompiny rehetra? Aoka hanaiky ny teniny ihany isika, dia hiara-monina amintsika izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 34:23
9 Rohy Ifampitohizana  

Manaiky hiara-monina amintsika ireo olona ireo, raha tàhiny ny lehilahy rehetra ato amintsika hoforana tahaka ny azy.


Samy nanaiky ny soso-kevitr’i Hamôra sy i Sekema ny olona rehetra teo am-bavahady, koa noforàna avokoa ny lehilahy rehetra tao an-tanàna.


Ho ampoky ny fitahiana ny olona mahatoky fa tsy hieren-doza kosa ny maika hanan-karena.


ary hoy Izy tamin’ireo mpivarotra voromahailala: –Esory teo ireo, fa aza atao fivarotana ny tranon’ny Raiko.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra