Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 32:27 - DIEM PROTESTANTA

27 Dia hoy izy hoe: –Avelao aho handeha fa efa mazava ratsy ny andro. Hoy kosa i Jakôba taminy: –Tsy havelako ianao, raha tsy tsofinao rano aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

27 Dia hoy Izy: Avelao Aho handeha fa efa mazava ratsy ny andro. Fa hoy kosa i Jakoba: Tsy avelako handeha Ianao raha tsy tahinao aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

27 Dia hoy izy hoe: –Avelao aho handeha fa efa mazava ratsy ny andro. Hoy kosa i Jakôba taminy: –Tsy havelako ianao, raha tsy tsofinao rano aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

27 Dia hoy izy taminy: «Iza no anaranao?» Ary novaliany hoe: «Jakôba,»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

27 Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

27 Ary hoy Izy: Avelao Aho handeha, fa efa mazavaratsy ny andro. Fa hoy kosa Jakoba: Tsy havelako handeha Hianao, raha tsy tahinao aho.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 32:27
7 Rohy Ifampitohizana  

Ary rehefa hitany fa tsy naharesy an’i Jakôba izy, dia nodoniny ny foto-pen’i Jakôba ka nipitsoka, raha izy mbola nifampitolona iny.


Dia nanontany izy hoe: –Iza moa no anaranao? Ka hoy ny navaliny azy: –Jakôba.


ary nitenany hoe: –I Jakôba no anaranao; nefa tsy hatao hoe Jakôba intsony ianao fa hatao hoe Israely. Dia nataon’Andriamanitra hoe Israely ny anarany;


Fa hoy ny renin’ny zaza tamin’i Elisà: –Velona ny TOMPO ary velona ny ainao, ka manizingizina aho fa tsy hiala eto raha tsy tafaraka aminao. Ary lasa tokoa ilay olon’Andriamanitra ka niara-dia taminy.


Ary niantso an’ilay Andriamanitr’i Israely i Jahebetsy ka nanao hoe: «Enga anie hotahînao tokoa aho, ka hohalalahinao ny taniko; ary aoka ny tananao homba ahy, ka hataonao lavitra ahy ny loza mba tsy ho zoim-pahoriana aho!» Dia nohenoin’Andriamanitra izay nangatahiny.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida.


Raha olona mpanao ratsy tokoa ny mponin’i Gilehada ka lasa tsinontsinona, tao Gilgala kosa omby mifanesy no natolotra hatao sorona, ka ny alitarany dia tonga korontam-bato eny am-bavasahan’ny tanimboly.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra