Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 29:7 - DIEM PROTESTANTA

7 Ary hoy Jakôba hoe: –Mbola antoandro loatra ny andro, ka tsy mbola fotoana fanangonana ny biby fiompy; fa ampisotroy aloha ireo, dia andraso ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

7 Hoy indray izy: Mbola antoandrobe ny andro ka tsy mbola fotoana famoriana ny omby aman’ondry izao; ampisotroy ny ondry aman’osy ka mandehana, andraso izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

7 Ary hoy Jakôba hoe: –Mbola antoandro loatra ny andro, ka tsy mbola fotoana fanangonana ny biby fiompy; fa ampisotroy aloha ireo, dia andraso ihany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

7 Hoy izy: «He! Mbola antoandro be ny andro, mbola tsy fotoana famoriana ny biby fiompy, ka ampisotroy ny ondry dia mandehana andraso indray izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

7 Ary hoy izy: Indro, mbola antoandrobe ny andro, ka tsy mbola mby amin’ny fotoana famoriana ny omby aman-ondry; ampisotroy ny ondry aman-osy, dia andeha, andraso.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

7 Ary hoy izy: Indro, mbola antoandrobe ny andro, ka tsy mbola mby amin'ny fotoana famoriana ny omby aman'ondry; ampisotroy ny ondry aman'osy, dia andeha, andraso.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

7 Hoy indray izy: Mbola antoandrobe ny andro ka tsy mbola fotoana famoriana ny omby aman’ondry izao; ampisotroy ny ondry aman’osy ka mandehana, andraso izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 29:7
4 Rohy Ifampitohizana  

Fa nanontany ihany i Jakôba hoe: –Salama ihany ve izy? Dia hoy ireo taminy: –Salama izy, ary inty i Rahely zanany vavy fa tonga miaraka amin’ny andian’ondriny.


Fa novalian’ireo hoe: –Tsy azonay atao izany, raha tsy efa tafangona avokoa ny andiany rehetra; amin’izay dia hoesorina ny vato eo amin’ny vava fantsakana, ary hampisotro ny ondry aman’osy izahay.


Hararaoty ny fotoana azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao andro izao.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra