Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 28:8 - DIEM PROTESTANTA

8 Hitan’i Hesao kosa tamin’izay fa tsy nahafaly an’i Itsehàka rainy ireo zazavavy kanahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary satria hitan’i Esao tokoa fa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 Hitan’i Hesao kosa tamin’izay fa tsy nahafaly an’i Itsehàka rainy ireo zazavavy kanahanita.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Hitan’i Esao fa tsy tian’Isaaka rainy ny zanaka vavin’i Kanaana,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 ary hitan’i Esao fa efa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 ary hitan'i Esao fa efa ratsy teo imason'Isaka rainy ny zanakavavin'ny Kananita:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary satria hitan’i Esao tokoa fa ratsy teo imason’Isaka rainy ny zanakavavin’ny Kananita,

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 28:8
6 Rohy Ifampitohizana  

ka mianiàna amin’ny TOMPO Andriamanitry ny lanitra sy ny tany ianao fa tsy haka vady ho an’ny zanako avy amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita izay miara-monina amiko.


Ary hoy i Rebèka tamin’i Itsehàka: –Efa mankaleo ahy mihitsy ny fiainako noho ny afitsok’ireto vinantovavy hetita ireto. Raha hanambady zazavavy tompon-tany toy ireo i Jakôba, dia aleoko maty!


Dia niantso an’i Jakôba i Itsehàka, ary nanao veloma azy sady nanafatrafatra hoe: –Aza maka vady amin’ny zanakavavin’ny Kanahanita.


Nankatò an-drainy sy reniny tokoa i Jakôba ka lasa nankany Mezôpôtamia ambony.


Fa tsy nahafaly an’i Samoela izany nangatahan’izy ireo mpanjaka ho azy izany; koa dia nivavaka tamin’ny TOMPO izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra