Genesisy 28:21 - DIEM PROTESTANTA21 ka mahatafaverina ahy soa aman-tsara any an-tranon-draiko, dia ny TOMPO no ho Andriamanitro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201121 ka ho tafaverina soa amantsara any amin’ny tranon’ny raiko aho, dia NY TOMPO no ho Andriamanitro, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara21 ka mahatafaverina ahy soa aman-tsara any an-tranon-draiko, dia ny TOMPO no ho Andriamanitro. Jereo ny tokoBaiboly Katolika21 ka tafaverina soa aman-tsara any an-tranon’ikaky aho, dia i Iaveh no ho Andriamanitro. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy21 ka ho tafaverina soa aman-tsara any amin’ny tranon’ny raiko aho, dia Jehovah no ho Andriamanitro, Jereo ny tokoMalagasy Bible21 ka ho tafaverina soa aman-tsara any amin'ny tranon'ny raiko aho, dia Jehovah no ho Andriamanitro, Jereo ny tokoLa Bible en Malgache21 ka ho tafaverina soa amantsara any amin’ny tranon’ny raiko aho, dia NY TOMPO no ho Andriamanitro, Jereo ny toko |