Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Izao ankehitriny izao, raiso ny fiadianao, dia ny tsipîkanao sy ny zana-tsipîkanao ka mandehana mihaza; ary ento ho ahy izay haza azonao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Koa ankehitriny, miangavy anao aho, raiso ny fiadianao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha ka mitondrà haza ho ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Izao ankehitriny izao, raiso ny fiadianao, dia ny tsipîkanao sy ny zana-tsipîkanao ka mandehana mihaza; ary ento ho ahy izay haza azonao,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Koa ankehitriny, alao ny fitaovanao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ka mandehana any an-tsaha ka mamonoa biby fihaza ho ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 koa ankehitriny, masìna hianao, alao ny fitifiranao dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha, ka ihazao aho;

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 koa ankehitriny, masìna ianao, alao ny fitifiranao dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha, ka ihazao aho;

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Koa ankehitriny, miangavy anao aho, raiso ny fiadianao, dia ny tranon-jana-tsipìkanao sy ny tsipìkanao, ary mankanesa any an-tsaha ka mitondrà haza ho ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:3
5 Rohy Ifampitohizana  

I Nimrôda dia mpihaza mahery teo imason’ny TOMPO, ka niavian’ny ohabolana hoe: «Sahala amin’i Nimrôda, mpihaza mahery teo imason’ny TOMPO.»


ka anamboaro hanim-py ho ahy araka ilay tiako, ary ento aty hohaniko. Avy eo dia hotsofiko rano ianao alohan’ny hahafatesako.


Koa ho tonga hihaza ao ny olona miaraka amin’ny tsipîka sy ny zana-tsipîka. Izany tany manontolo izany tokoa dia ho rakotry ny tsilo sy ny songosongo.


«Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy dia ary mahasoa avokoa. «Azoko atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy misy na inona na inona avelako hanandevo ahy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra