Genesisy 27:27 - DIEM PROTESTANTA27 Dia nanatona i Jakôba ka nanoroka an-drainy. Ary nony ren’i Itsehàka ny fofon’ny fitafiany, dia nitsodrano azy izy nanao hoe: Endrey izany fofon’ny zanako, fa tahaka ny fofon’ny saha notahîn’ny TOMPO! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201127 Dia nanatona izy ka nanoroka azy. Ary nandre ny fofon’ny fitafiany Isaka dia nitsodrano azy hoe: E! Ny fofon’ny zanako dia tahaka ny fofon’ny saha izay notahin’NY TOMPO. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara27 Dia nanatona i Jakôba ka nanoroka an-drainy. Ary nony ren’i Itsehàka ny fofon’ny fitafiany, dia nitsodrano azy izy nanao hoe: Endrey izany fofon’ny zanako, fa tahaka ny fofon’ny saha notahîn’ny TOMPO! Jereo ny tokoBaiboly Katolika27 Dia nanatona i Jakôba ka nanoroka azy; ary nandre ny hanitry ny fitafiany i Isaaka, ka nitso-drano azy, nanao hoe: «Eny, ny hanitry ny zanako, dia tahaka ny hanitry ny saha voatso-dranon’i Iaveh. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy27 Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon’ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon’ny zanako Dia tahaka ny fofon’ny saha izay notahin’i Jehovah. Jereo ny tokoMalagasy Bible27 Dia nanatona izy ka nanoroka azy; ary Isaka nandre ny fofon'ny fitafiany, dia nitso-drano azy ka nanao hoe: E! ny fofon'ny zanako. Dia tahaka ny fofon'ny saha izay notahin'i Jehovah. Jereo ny toko |