Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 27:25 - DIEM PROTESTANTA

25 Dia hoy indray i Itsehàka taminy: –Arosoy àry hihinanako izato hazan-janako mba hitsofako rano anao. Dia norosoany izy ka nihinana, ary nitondrany divay koa ka nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

25 Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan’ny zanako hihinanako, mba hitsofako rano anao. Dia narosony teo anoloany izany ka nihinana izy; ary nitondrany divay izy dia nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

25 Dia hoy indray i Itsehàka taminy: –Arosoy àry hihinanako izato hazan-janako mba hitsofako rano anao. Dia norosoany izy ka nihinana, ary nitondrany divay koa ka nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

25 Dia hoy i Isaaka: «Arosoy àry hohaniko izato hazan’ny zanako, mba hitsofan’ny fanahiko rano anao.» Dia naroson’i Jakôba teo anoloany izany ka nihinana izy; ary notolorany divay koa; ka nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

25 Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan’ny zanako hihinanako, mba hitsofan’ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

25 Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan'ny zanako hihinanako, mba hitsofan'ny fanahiko rano anao. Ary dia narosony teo anoloany, ka dia nihinana izy; ary nitondrany divay izy, dia nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

25 Ary hoy kosa Isaka: Arosoy eto anoloako ary izato hazan’ny zanako hihinanako, mba hitsofako rano anao. Dia narosony teo anoloany izany ka nihinana izy; ary nitondrany divay izy dia nisotro.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 27:25
3 Rohy Ifampitohizana  

dia nanontany azy indray izy hoe: –Ianao tokoa ve no Hesao zanako? Ka novalian’i Jakôba hoe: –Eny, izaho no izy.


Taorian’izany, dia hoy i Itsehàka rainy taminy: –Manatòna kely hoe ny zanako ka manoroha ahy!


ka anamboaro hanim-py ho ahy araka ilay tiako, ary ento aty hohaniko. Avy eo dia hotsofiko rano ianao alohan’ny hahafatesako.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra