Genesisy 27:13 - DIEM PROTESTANTA13 Namaly azy kosa ny reniny hoe: –Aoka ho ahy ny ozona, anaka; fa araho ny teniko ka mandehana akao ireo zanak’osy ireo aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Hoy reniny taminy: Aoka ho amiko, anaka, ny ozona tokony ho anao, fa araho ihany ny teniko ka mandehana, ento atỳ amiko ny zanak’osy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 Namaly azy kosa ny reniny hoe: –Aoka ho ahy ny ozona, anaka; fa araho ny teniko ka mandehana akao ireo zanak’osy ireo aho. Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 Hoy reniny taminy: «Aoka hihatra amiko ny fanozonana anao, anaka. Fa araho ihany ny teniko: mandehana, angalao zanak’osy roa aho.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Ary hoy ny reniny taminy: Aoka ho ahy ihany anaka, ny ozona ho anao; araho ihany ny teniko, ka mandehana, itondray aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Ary hoy ny reniny taminy: Aoka ho ahy ihany anaka, ny ozona ho anao; araho ihany ny teniko, ka mandehana, itondray aho. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache13 Hoy reniny taminy: Aoka ho amiko, anaka, ny ozona tokony ho anao, fa araho ihany ny teniko ka mandehana, ento atỳ amiko ny zanak’osy. Jereo ny toko |