Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:64 - DIEM PROTESTANTA

64 Rehefa nahatazana an’i Itsehàka i Rebekà, dia nidina niala tamin’ny rameva,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

64 Ary nitazana koa i Rebeka ka nahita an’Isaka; dia nidina haingana niala tamin’ny rameva izy

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

64 Rehefa nahatazana an’i Itsehàka i Rebekà, dia nidina niala tamin’ny rameva,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

64 I Rebekà koa nanopy ny masony ka nahatazana an’i Isaaka, dia nitsambikina niala teny amin’ny rameva;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

64 Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an’Isaka; dia nidina faingana niala tamin’ny rameva izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

64 Ary Rebeka koa nanopy ny masony ka nahatazana an'Isaka; dia nidina faingana niala tamin'ny rameva izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:64
4 Rohy Ifampitohizana  

Indray hariva raha nivoaka hitsangantsangana teny an-tsaha izy, dia nanopy maso ka nahita rameva nanatona.


ary nanontany ilay mpanompo hoe: –Iza moa io lehilahy mandeha etỳ an-tsaha avy mitsena antsika io? Ka hoy ilay mpanompo hoe: –Io no tompoko. Dia noraisin’i Rebekà ny voaly, ka nisaronany tarehy.


Ary nony tonga teo amin’i Hôtniela razazavavy, dia nampirisika azy mba hangataka saha amin’i Kaleba rainy; avy eo i Haksà dia nidina niala tamin’ny borikiny. Nanontanian’i Kaleba an-drazazavavy kosa ny zavatra ilainy,


Rehefa tonga teo anilan’i Hôtniela razazavavy, dia notoroany hevitra mba hangataka saha amin’ny rainy. Vao nidina niala tamin’ny borikiny kosa i Haksà, dia nanontanian’i Kaleba ny amin’izay ilainy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra