Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:46 - DIEM PROTESTANTA

46 Dia nampidininy faingana avy teny an-tsorony ny siny ka hoy izy hoe: «Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao.» Dia nisotro aho ary nampisotroiny koa ny rameva.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

46 Dia nampidininy haingana ny sininy hiala teo an-tsorony ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao! Dia nisotro aho ary nampisotro ny rameva koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

46 Dia nampidininy faingana avy teny an-tsorony ny siny ka hoy izy hoe: «Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao.» Dia nisotro aho ary nampisotroiny koa ny rameva.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

46 Nampidininy niaraka tamin’izay ny siny teny an-tsorony, sady hoy izy: ‹Misotroa; fa hampisotroiko mbamin’ny ramevanao koa.› Nisotro àry aho, ary nampisotroiny koa ny rameva.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

46 Dia nampidininy faingana ny sininy hiala teo an-tsorony, ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao; dia nisotro aho, ary nampisotro ny rameva koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

46 Dia nampidininy faingana ny sininy hiala teo an-tsorony, ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao; dia nisotro aho, ary nampisotro ny rameva koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

46 Dia nampidininy haingana ny sininy hiala teo an-tsorony ka hoy izy: Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao! Dia nisotro aho ary nampisotro ny rameva koa izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:46
1 Rohy Ifampitohizana  

Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra