Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:33 - DIEM PROTESTANTA

33 Norosoana sakafo izy nefa nilaza hoe: –Tsy mbola hihinana aho aloha, raha tsy efa voalazako izay tokony holazaiko. Ka hoy i Labàna hoe: –Lazao àry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

33 Avy eo dia narosony teo anoloany ny sakafo. Kanefa hoy Ralehilahy: Tsy mbola hisakafo aho raha tsy efa voalazako ny anton-diako. Ary hoy i Labana: Lazao ary!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

33 Norosoana sakafo izy nefa nilaza hoe: –Tsy mbola hihinana aho aloha, raha tsy efa voalazako izay tokony holazaiko. Ka hoy i Labàna hoe: –Lazao àry.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

33 Raha efa izany, naroson’i Labàna ny sakafo; fa hoy ralehilahy: «Tsy hihinana aho raha tsy efa voalazako ny teny hambarako.» «Lazao àry,» hoy i Labàna.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

33 Dia nandroso hanina teo anoloany izy; fa hoy ralehilahy: Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

33 Dia nandroso hanina teo anoloany izy; fa hoy ralehilahy: Tsy mbola hihinana aho, raha tsy efa voalazako ny raharahako. Ary hoy izy: Lazao ary!

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

33 Avy eo dia narosony teo anoloany ny sakafo. Kanefa hoy Ralehilahy: Tsy mbola hisakafo aho raha tsy efa voalazako ny anton-diako. Ary hoy i Labana: Lazao ary!

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:33
11 Rohy Ifampitohizana  

Dia nandroso tao an-trano ilay mpanompon’i Abrahama. Novahana ny rameva, ka nomena mololo sy vilona; ary nitondrana rano hisasan-tongotra koa ilay rangahy sy ireo olona niaraka taminy.


Dia namaly ilay rangahy hoe: –Mpanompon’i Abrahama aho.


Tsy nandà izay didy nambarany aho; fa tao am-poko no nitahirizako izay rehetra naloaky ny vavany.


Jereo io olona manao tsara ny asany io: ho afa-miasa eo anatrehan’ny mpanjaka izy toy izay ho mpiasa tsy misy mpahalala.


Ampiasao ny herinao hanatanterahanao izay rehetra azonao atao, fa any amin’ny toeran’ny maty izay halehanao tsy mba misy asa na famoronan-javatra na fahalalana na fahendrena.


Fa na iza na iza hisotro amin’ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta na oviana na oviana; satria ny rano izay homeko azy dia hanjary loharano ao anatiny ka hiboiboika ho aina maharitra mandrakizay.


Ny mpanompo, manana tompo kristianina, dia tsy tokony hanao tsinontsinona azy satria hoe rahalahiny ihany; fa vao mainka tokony hanompo azy tsara aza, satria mpino malalany no anaovany soa. Ireo zavatra ireo no ampianaro sy ampirisiho.


Dia nampidiriny tao an-tranony izy telo mianaka, ary nomeny vilona ireo borikiny. Dia nisasa tongotra ny vahiny ary nihinana sy nisotro.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra