Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Genesisy 24:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Ary hoy razazavavy hoe: –Misotroa, tompoko. Nampidininy haingana ny siny ho eo an-tanany, dia nampisotroiny ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Dia hoy Razazavavy: Misotroa, tompokolahy! Sady nampidininy haingana ho eo amin’ny tanany ny sininy ka nampisotroiny Ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Ary hoy razazavavy hoe: –Misotroa, tompoko. Nampidininy haingana ny siny ho eo an-tanany, dia nampisotroiny ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Dia hoy razazavavy: «Misotroa, Tompokolahy,» sady nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tanany, ka nampisotroiny izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Ary hoy razazavavy: Misotroa, tompokolahy; dia nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tànany, ka nampisotroiny ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Ary hoy razazavavy: Misotroa, tompokolahy; dia nampidininy faingana ny sininy ho eo an-tànany, ka nampisotroiny ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Dia hoy Razazavavy: Misotroa, tompokolahy! Sady nampidininy haingana ho eo amin’ny tanany ny sininy ka nampisotroiny Ralehilahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Genesisy 24:18
6 Rohy Ifampitohizana  

Koa izay zatovovavy hangatahako mba hampidina kely ny sininy hisotroako, ka hamaly hoe: «Misotroa ary aoka ny ramevanao hampisotroiko ihany koa!», dia amin’izay no hahafantarako fa izy no voatendrinao ho an’i Itsehàka mpanomponao ary efa naneho fahasoavana tamin’ny tompoko Ianao.


Dia nampidininy faingana avy teny an-tsorony ny siny ka hoy izy hoe: «Misotroa, ary hampisotroiko koa ny ramevanao.» Dia nisotro aho ary nampisotroiny koa ny rameva.


Dia lasa naka ravehivavy, nefa mbola nantsoin’i Elià indray izy nataony hoe: –Azafady, mba itondray mofo ihany koa aho.


Miteny amim-pahendrena izy ary manoro hevitra amim-pitiavana.


Farany, aoka hiray saina sy hiray fo ianareo rehetra: mifankatiava toy ny mpiray tampo, mahaiza mifangoraka, manetre tena.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra