Genesisy 22:4 - DIEM PROTESTANTA4 Nony afaka ampitso maraina dia tazan’i Abrahama tery lavitra tery ny tendrombohitra izay halehany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Nony tamin’ny andro fahatelo, raha nanopy ny masony i Abrahama, dia nahatazana ilay tany terỳ lavitra erỳ. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Nony afaka ampitso maraina dia tazan’i Abrahama tery lavitra tery ny tendrombohitra izay halehany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Nony tamin’ny andro fahatelo, nanopy ny masony i Abrahama ka mbola lavitra ihany izy dia nahatazana ilay fitoerana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Nony tamin’ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany tery lavitra ery. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Nony tamin'ny andro fahatelo Abrahama dia nanopy ny masony ka nahatazana ny tany terỳ lavitra erỳ. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Nony tamin’ny andro fahatelo, raha nanopy ny masony i Abrahama, dia nahatazana ilay tany terỳ lavitra erỳ. Jereo ny toko |
Rehefa tapitra ny andro fahatelo nifadian-kanina, dia nitafy ny fanamiana maha mpanjakavavy azy i Estera ka niseho teo amin’ny kianja anatin’ny lapa, teo anoloan’ny efitranon’ny amperôra. Tamin’izay ny amperôra dia tao an-dapa sady nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, tandrifin’ny varavarana fidirana.