Genesisy 20:4 - DIEM PROTESTANTA4 I Abimelèka anefa tsy mbola nanatona akaiky an-dravehivavy akory, ka nilaza hoe: –Tompo ô, moa haringanao koa va ny tenako sy ny fireneko na dia tsy diso aza izahay? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Tsy mbola nanakaiky azy anefa i Abimeleka ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 I Abimelèka anefa tsy mbola nanatona akaiky an-dravehivavy akory, ka nilaza hoe: –Tompo ô, moa haringanao koa va ny tenako sy ny fireneko na dia tsy diso aza izahay? Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Mbola tsy nikasika an-dravehivavy anefa i Abimeleka ka namaly hoe: «Tompo ô, hovonoinao va ny olona na dia tsy manan-tsiny aza? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Fa Abimeleka anefa tsy mbola nanakaiky azy, ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina? Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Fa Abimeleka anefa tsy mbola nanakaiky azy, ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Tsy mbola nanakaiky azy anefa i Abimeleka ka hoy izy: Tompo ô, hovonoinao koa va izay firenena marina? Jereo ny toko |
Ary hoy i Davida tamin’Andriamanitra: –Tsy izaho ve no nandidy hanisa ny vahoaka? Izaho mihitsy no nanota sy tena nanao izany zava-dratsy izany; fa ireo vahoaka andianondriko ireo kosa, inona moa no mba nataony? Ry TOMPO Andriamanitro ô, mifona aminao re aho, aoka ny tananao hamely ahy sy ny fianakaviako; fa aza dia ny vahoakanao no asianao amin’ny areti-mandringana.